Clip de Niandry

# Posté le mercredi 04 avril 2007 01:55

Modifié le lundi 05 novembre 2007 03:01

Tovo J'hay et 'Zay

Tovo J'hay et 'Zay
Concert de Tovo J'hay et 'Zay à Antsahamanitra en 2001. 1er concert de Tovo J'hay pour lancer son premier album.

# Posté le mercredi 04 avril 2007 01:53

Modifié le mercredi 04 avril 2007 03:08

Clip de Mbola hafa

# Posté le mercredi 04 avril 2007 01:37

Modifié le lundi 05 novembre 2007 03:01

parole ==>Ampitapitao

parole ==>Ampitapitao


A
mpitapitao any ny hafatro
Raha mba mandalo any ianao lazao izy oe
E
fa ela ihany, no tsy tazany
Sa efa adinonao ny fisiny any
Raha toa sitrakao,dia izao lazao

F
a mbola tiany foana ony ianao tsy miova
N
a ho ela na ho aigana
F
itia tsy sangisangy na koa ahitahitra
Fa refa tia dia ho doria
Valio tsotra, eny na tsia

D
ia bitsibitsio eo an-tsofiny
F
a mbola tia azy aho hatramin'izao
Fa
raha sanatria, mifanohitra
Iz
ay valiteniny lazainy anao
Raha toa sitrakao,dia izao lazao

Fa mbola tiany foana ony ianao tsy miova
Na ho ela na ho aigana
Fitia tsy sangisangy na koa ahitahitra
Fa refa tia dia ho doria
Valio tsotra, eny na tsia

Fa mbola tiany foana ony ianao tsy miova
Na ho ela na ho aigana
Fitia tsy sangisangy na koa ahitahitra
Fa refa tia dia ho doria
Valio tsotra, eny na tsia

# Posté le mercredi 04 avril 2007 01:10

Modifié le mercredi 04 avril 2007 01:21

Clip de satry foana

# Posté le mardi 03 avril 2007 14:05

Modifié le lundi 05 novembre 2007 03:01