Che Bel Canto

Une deuxième "Che Bel Canto" de Tovo J'hay au palais des sports Mahamasina le 24 octobre 2004, avec: Francia, Tosy, Hanitsoa, Aina, Hents, Sitraka.
Che Bel Canto

# Posté le mercredi 04 avril 2007 08:18

Clip de nofy lalina

# Posté le mercredi 04 avril 2007 08:14

Modifié le lundi 05 novembre 2007 02:43

Looko dosol

"Looko Dosol" 2004 avec Tovo J'hay au le bus (3 juin) et à Antsahamanitra (6 juin), il a donné une conférence de presse quelques jours avant le concert.
Looko dosol

# Posté le mercredi 04 avril 2007 08:10

Parole ==> tia t'koa

Parole ==> tia t'koa
Efa be dia be, ireo efa nandre
Ity f
ombanao, toetranao, fanaonao
Maro ireo nahita,nefa nodiako tsy hita
Satr
ia tsy foiko ianao
Tia
ko, tiako, tiako ianao

Toa r
ava ho azy teo foana, hatramin'izay
I
lay fikasako dia ny hoe “aok'izay”
Ts
y te handany ron-doha intsony
Nal
eoko tony.
Ir
eo tonom-bavaka fanaoko isan'andro
Dia
mba hiova toetra ianao, any andro
Hitohy indray
ilay fitia vaovao
Mba ho
ahy sy ho anao

Tsy afa
ka ato an-tsaiko, nankarary ny aiko
Ilay nilaza
onao, lasa ianao, toa nandao
Efa nandefitra, ary t
ezitra
Tsy nampiova fo,
F
a tiako ianao, ary tia tokoa

Rehefa na
ndeha teny,
ny fotoana, ny f
otoana, ny fotoana
Tonga izy k
a nanatona ahy
Tonga
hamoha indray
Ilay
fitiavany efa nisy, efa tao
Natok
any ho ahy
Miandrandra mafy aho
Mba ho eo foana, eo foana, eo foana
Ila
y fitia, tena tia tokoa
Miantso mafy aho ny Anaranao ry Ray
Mba ts
y ho hisy intsony fanindroany
T
antara hafa indray, teo no niainanay
Dia n
ifankatia, hiara-dia, ho doria !

# Posté le mercredi 04 avril 2007 07:00

Clip de fitia mifamaly

Fitia mifamaly avec Tovo J'hay,Anyah, Joy K!!
Un concert appelé "Y4" avec: Tovo J'hay, Anyah,Joy k et Spy D

# Posté le mercredi 04 avril 2007 06:45

Modifié le lundi 05 novembre 2007 02:55