Aina et Tovo J'hay==> Babo

Clip de Babo chanté par Tovo J'hay et Aina (gagnante du pazzapa 1)

# Posté le mercredi 04 avril 2007 04:48

Modifié le lundi 05 novembre 2007 02:58

Parole ==> Vanona

Parole ==> Vanona
Tia anao ny foko izao
To
y ny fonao tia ahy
A
o an-tratrantsika ao
N
y hasambarana voatahy

F
iry moa no te-handrava
N
y fitiavantsika roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa

Mi
orina sy tsara fototra
A
mintsika ny ho avy
Vanona ka tsy ho tototra
Am
in'izay mpiaviavy

F
iry moa no te-handrava
N
y fitiavantsika roa
Fa m
iala maina lava
Sady menatra avokoa

Miorina sy tsara fototra
Amintsika ny ho avy
Van
ona ka tsy ho tototra
Amin'izay mpiaviavy

Firy moa no te-handrava
N
y fitiavantsika roa
F
a miala maina lava
S
ady menatra avokoa

Tia anao ny foko izao
Toy ny fonao tia ahy
Ao
an-tratrantsika ao
Ny hasambarana voatahy

# Posté le mercredi 04 avril 2007 04:31

Clip de Te mba ho

# Posté le mercredi 04 avril 2007 04:20

Modifié le lundi 05 novembre 2007 02:58

Looko Dosol 2003

Le 24 Août 2003, Tovo J'hay et Ambondrona ont cloturé le festival "Looko Dosol" 2003 à Antsahamanitra.
Looko Dosol 2003

# Posté le mercredi 04 avril 2007 04:17

Clip de Tsy mbola misy aloha

[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mercredi 04 avril 2007 03:22

Modifié le lundi 05 novembre 2007 02:58